HtmlToText
tantely ramaka – (madagascar) menu accueil madagascar médias & réseaux sociaux news from tantely ramaka’s twitter galeries d’images galéries images- instagram musée de la photographie de madagascar ( page facebook ) mon tableau pinterest – madagascar randonnée madagascar a propos contact coupe du monde russie 2018 – portugal vs espagne 15/06/2018 tantely ramaka leave a comment coupe du monde russie 2018 – portugal vs espagne (15 juin 2018 – 18h00 gmt) hifanandrina ny ekipa portugal sy espagne androany 15 jona 2018 ao antin’ny fifanintsanana fiodinana voalohany isaky ny vondrona izay atao any russie amin’izao fotoana izao. efa mifankalala tsara ireto ekipa roa ireto. efa nihaona imbetsaka ny roa tonta. tamin’ny fihaonana miisa 35, dia espagne nandresy in-16 ary portugal nandresy in-6. nihaona tany afrique du sud ireto ekipa roa ireto nandritra ny coupe du monde 2014, ka ny espagnol no nandresy tamin’ny isa 1-0. mety hampiova zavatra be ve ny nanoloana tampotampoka ny mpanazatra espagnol? ny portuguais etsy andaniny, tompondaka européen farany teo, miaraka amin’ny christiano ronaldo, dia tsy hanaiky mora foana ho lavon’ny espagnol. coupe du monde russie 2018 – portugal vs espagne information mondial russia 2018 14/06/2018 tantely ramaka leave a comment mondiale 2018 – ady baolina kitra hiadiana ny amboara eran-tany manomboka androany alakamisy 14 jona 2018 ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra mondial russia 2018. any rosia no hifandrina ireo ekipa 32 tafakatra amin’ny dingana famaranana. ny lalao fanokafana androany dia hifanandrina ny ekipa rosiana sy ny arabie saoudite. information isa fito teo amin’ny malagasy 11/06/2016 tantely ramaka leave a comment ny isa fito teo amin’ny malagasy sy ny fiaraha-monina avadibadiho impito ny lela vao miteny. fito lahy fito vavy etc… isa masina sady milaza fahafenoana sy hatsarana ny fito teo amin’ny malagasy . fa dia naninona loatra re ianao ry isa fito no tanisaina lava e? aza manao vazaha fito an-trano. ( chacun veut commander, personne ne veut obéir) aza mitabataba tonga rafozana : akoho iray no hovonoina ka fito lahy no asaina mindram-pamaky (empressement des gendres à recevoir les beaux-parents) ny zaza fito tsy mahafehy trano, fa ny fanahy fito no mahafehy trano. (les enfants eux-mêmes ne suffisent pas à empêcher le divorce) basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian’ ny mpanana ( les pauvres ne peuvent l’ acheter, les riches ne l’ aiment pas) firain’ ny vava fito saha, firain’ ny harem-boatondro, ny ataon’ ny vava tsy araka ny aina ( a l’ entendre il aura sept champs; d’ après ses moyens il en aura la largeur d’ un doigt) hady fito sosona (c’ est bien gardé et difficile à enlever) sola mihina-menaka, ka tsy mihevitra izay hirandranana fa any an-kibo no manao fito an’ ila (un chauve qui mange de la bosse de bœuf: c’ est en son fort intérieur qu’ il se figure avoir sept tresses) fa nahoana no hoe isa masina ny isa 7. ny ntaolo dia nino fa isa masina ny isa fito (7) izay mitsinjara toy izao: – “telo (3) ambony”: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana – “efatra (4) ambany”: ny tany, ny zava-maniry, ny biby ary ny olombelona dia avy aiza izany ilay hoe hanim-pitoloha ? sakafom-panasana misy karazany maro. hanim-pitoloha na hoe ihany koa tatao dia sakafo karazany fito no naroso rehefa tonga ny taom-baovao. fomba fiteny: inona tokoa no hevitr’ity ohabolana ity ” aleo ravim-boamanga tsy arahin-dromoromo,toy zay hanim-pitoloha arahin-datsa”? teo amin’ny kristianina dia ny isa fito matetika no ampiasaina mba hilazana fahafenoana . ary ho anao midika zavatra ve ny isa fito? afaka mitsidika ity takelaka ity isika raha te-hahafantatra ny arsivam-pirenena. information , madagascar fiteny malagasy fiteny malagasy, fantatrao ve izany demony donga vady mariazy bory six ? 08/06/2016 tantely ramaka 3 comments fiteny malagasy, firy amintsika no tena mahafehy azy. ny zaza, ny tanora, ny mpiasa birao dia samy manana ny fomba firesany amin’ny teny malagasy. tsy atao hitsikera na fiandaniana amin’ny fomba ny atsy na ny aroa, na ihany koa hampisy ady hevitra lavareny ity lahatsoratra. ao anatin’ny iray volan’ny teny malagasy isika amin’ity volana jona 2016 ity, ka mba tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy maheno sy mamaky ny fomba fitenintsika malagasy amin’ny andavan’andro. na ny tenako aza tsy havanana loatra amin’ny fiteny malagasy fa raha misy diso ny fomba fanoratako eto dia raisiko an-tanandroa ny fanitsina rehatra. asa na ny fomba fiteny malagasy ve no miova sa ny tenako no efa tsy maharaka intsony ny tenin-drazako ofisialy. na eny an-dalambe, na any antokantrano, na any ampiasana, na ao amin’ny haino amanjery sy eny rehetra eny dia maheno matetika sy mahita fomba fiteny toy ireto tranga santiononany ireto. tranga voalohany ( zazakely sy ny reniny ) “viens ici poupoune” dia hoy i poupoune “zà tsy viens fa je mbola joue avec tiana!” read more information , madagascar fiteny malagasy , iray volan'ny teny malagasy , madagascar , malagasy statistique sur la ntic dans le monde en général et à madagascar en particulier. 27/01/2016 tantely ramaka leave a comment ce 27 janvier 2016 vient d’être publié le rapport de simon kemp sur le site wearesocial, la statistique mondiale sur les médias numériques, sociaux et mobiles en 2016. selon ce rapport, le nombre d’utilisateurs qui ont accès à internet a augmenté de 10% par rapport à janvier 2015 et de 4% d’augmentation le nombre d’utilisateurs de mobile dans le monde. donc parmi les 7,395 milliards d’individus dans le monde. nous sommes 3,419 milliards d’internautes soit 46 % de la population mondiale; utilisation médias sociaux: 2,307 milliards d’utilisateurs appareils mobiles: 3,709 milliards utilisateurs d’appareils mobiles soit 51 % de la population mondiale; médias sociaux sur les mobiles: 1,968 milliards d’utilisateurs ( les autres illustrations graphiques et tableaux sont consultables sur le site wearesocial ) et pour madagascar? concernant notre pays #madagascar , pour le mois de janvier 2016, seulement 9% des malagasy utilisent la technologie digitale ntic soit 7,7 millions de malagasy sur les 24,6 millions d’habitants. ce rapport indique que seulement 31% de la population malagasy utilisent le téléphone mobile ( +6% par rapport à 2015 ). parmi les malagasy qui utilisent les téléphones mobiles , 98% ( -0,30%, an 2015 ) sont en prépayés et 19% utilisent les 3g ou 4g ( +27%, an. 2015 ) . toujours concernant madagascar, aucun chiffre n’est disponible sur l’utilisation des médias sociaux ou du e-commerce. sources : http://gsmaintelligence.com http://wearesocial.sg/ internet , madagascar , médias & réseaux sociaux , ntic 3g , 4g , digital , madagascar , malagasy , médias sociaux , mobile , ntic , numérique , réseaux sociaux , téléphones , wearesocial tra-boina: ho lasa fomba fitadiavana ve foana ve? 20/01/2015 tantely ramaka leave a comment vao nanomboka ny taona 2015 dia efa somary nirotsaka betsaka ny orana tamin’ny faritra samihafa teto madagascar. vao tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia maro ireo faritra nandalovan’ny rivodoza chedza. betsaka noho izany ireo tra-boina, tsy mana-trano hialofana, tanimbary ary ireo foto-drafotr’asa betsaka no simba. ny teto antananarivo renivohitra dia betsaka ny “toerana iva” safotrin’ny rano. ny momba ireny faritra iva ireny no somary mahagaga ahy. nahoana moa sady efa fantatra fa ho tondraka ny rano raha fahavaratra no mbola misy fanorenana trano sy foto-drafitr’asa ihany amin’ireny toerana ireny?. misy toerana eto antananarivo, na main-tany aza, dia itoeran’ny rano, onaona sy tototry ny zava-maniry ny làlana sy ny lakan-drano mandavan-taona. raha vao misy riaka sy erikerika kely dia efa miakatra ny rano. misy ireo toerana, nahazo alalàna, izay efa voatotra tany sy misy fanorenana vaovao. ny manodidina ireny toerana ireny anefa dia tondraka tanteraka satria mivarina any amin’ireo toerana mbola tsy voajary daholo ny rano. ny rano entin’ireny lakan-drano vaovao vao naorina ireny dia mivarina any amin’ny tanin
Informations Whois
Whois est un protocole qui permet d'accéder aux informations d'enregistrement.Vous pouvez atteindre quand le site Web a été enregistré, quand il va expirer, quelles sont les coordonnées du site avec les informations suivantes. En un mot, il comprend ces informations;
Domain Name: TANTELY-RAMAKA.COM
Registry Domain ID: 1806287364_DOMAIN_COM-VRSN
Registrar WHOIS Server: whois.lws.net
Registrar URL: http://www.lws.fr/nom-de-domaine.php
Updated Date: 2017-06-15T06:29:17Z
Creation Date: 2013-06-05T06:13:13Z
Registry Expiry Date: 2018-06-05T06:13:13Z
Registrar: Ligne Web Services SARL dba LWS
Registrar IANA ID: 1630
Registrar Abuse Contact Email: abuse@lws.fr
Registrar Abuse Contact Phone: 0177627129
Domain Status: ok https://icann.org/epp#ok
Name Server: NS1.NTMADA-WEBHOSTING.COM
Name Server: NS2.NTMADA-WEBHOSTING.COM
DNSSEC: unsigned
URL of the ICANN Whois Inaccuracy Complaint Form: https://www.icann.org/wicf/
>>> Last update of whois database: 2018-02-12T00:19:50Z <<<
For more information on Whois status codes, please visit https://icann.org/epp
NOTICE: The expiration date displayed in this record is the date the
registrar's sponsorship of the domain name registration in the registry is
currently set to expire. This date does not necessarily reflect the expiration
date of the domain name registrant's agreement with the sponsoring
registrar. Users may consult the sponsoring registrar's Whois database to
view the registrar's reported date of expiration for this registration.
TERMS OF USE: You are not authorized to access or query our Whois
database through the use of electronic processes that are high-volume and
automated except as reasonably necessary to register domain names or
modify existing registrations; the Data in VeriSign Global Registry
Services' ("VeriSign") Whois database is provided by VeriSign for
information purposes only, and to assist persons in obtaining information
about or related to a domain name registration record. VeriSign does not
guarantee its accuracy. By submitting a Whois query, you agree to abide
by the following terms of use: You agree that you may use this Data only
for lawful purposes and that under no circumstances will you use this Data
to: (1) allow, enable, or otherwise support the transmission of mass
unsolicited, commercial advertising or solicitations via e-mail, telephone,
or facsimile; or (2) enable high volume, automated, electronic processes
that apply to VeriSign (or its computer systems). The compilation,
repackaging, dissemination or other use of this Data is expressly
prohibited without the prior written consent of VeriSign. You agree not to
use electronic processes that are automated and high-volume to access or
query the Whois database except as reasonably necessary to register
domain names or modify existing registrations. VeriSign reserves the right
to restrict your access to the Whois database in its sole discretion to ensure
operational stability. VeriSign may restrict or terminate your access to the
Whois database for failure to abide by these terms of use. VeriSign
reserves the right to modify these terms at any time.
The Registry database contains ONLY .COM, .NET, .EDU domains and
Registrars.
REGISTRAR Ligne Web Services SARL dba LWS
SERVERS
SERVER com.whois-servers.net
ARGS domain =tantely-ramaka.com
PORT 43
TYPE domain
RegrInfo
DOMAIN
NAME tantely-ramaka.com
CHANGED 2017-06-15
CREATED 2013-06-05
STATUS
ok https://icann.org/epp#ok
NSERVER
NS1.NTMADA-WEBHOSTING.COM 99.198.112.83
NS2.NTMADA-WEBHOSTING.COM 69.175.59.162
REGISTERED yes
Go to top